....................

....................

vendredi 24 février 2012

the doll - ny saribakoly


NY SARIBAKOLIN'I FANJA
Eo ambonin'ny latabatra fianarany eo foana no apetrak'i Fanja ilay saribakoliny ka isaky ny miditra izy dia mitsiky aminy kely. Jereny ny masony: baribary kely ery, sady rehefa mikimpy, mipelipelika ery ireo volomaso keliny ka ohatra ny mangarika azy kely izy amin'izay. Ary izato molony menamena somary mipotsaka kely! mova tsy toy ny an'ny zazakely izay midongy fa tsy nitondran-dreniny mofo! Tsapain'i Fanja ny tongony sy ny tanany: malemilemy kely ery sady botabota mahafatifaty tahaka ny an'ny zazakely mihitsy. Fa ny tena nahafinaritra an'i Fanja taminy, dia ny volony lava sy manojanonja, ka finaritra ery izy manogo azy isaky ny mihetsika izao.
Vocabulary:

Latabatra fianarana: desk
Mitsiky: smile
Maso: eyes
Volomaso : eyelids
Molotra: lips
Mena: red
Zazakely: baby
Midongy: sulking
Mofo: cake
Bota: fat
Manonjanonja: waving
Manogo: comb

Can you answer in Malagasy:
1-What are eyelids ?
2-What colour is the lips of the doll?
3-What are eyes and lips?
Answers:
1-volomaso 2-mena 3-maso/molotra
Print this image and write on it the nouns for lips, eyelids, eyes, hair,




Can you put the other nouns of the body parts?






Possessive CASE
Noun+ NY ( for the 3rd person )
Malagasy nouns end sometimes with –ka, or –na, or –tra
FINALS
0
-KA
-TRA
-NA
volo
taranaka
molotra
fianarana
saribakoly
tanana
reny
The suffixe -NY is added at the end of the word for the possessive case of the third person, after the fall of the finals ka, tra, n (a).
FINAL
O
+NY
volo
volony
His/her hair
saribakoly
saribakoliny
Her doll
reny
reniny
His/her motehr
FINAL
-NA
Y
fianarana
Fianaran-
fianarany
His/her school
tanana
Tanan-
Tanany
His/her hand
FINAL
-TRA
-tra falls
+NY
molotra
Molo-
molony
His/her lips
tongotra
Tongo-
tongony
His/her legs

Exceptions:
the final –tra is kept sometimes because the word was taken from another language:
example: pocket: poketra, poketrany (handbag),
But some people do not know the rule so they keep it in the possessive case, which is a mistake.
example:
peratra: peratrany instead of perany
molotra: molotrany instead of molony

Exercise:
Put the following nouns in the third person of the possessive:
1- Sakafo: food
2-Fifaliana: joy
3-Fananana: possession
4- Kilalao: toy
5-Akanjo: clothes
6-Seza: chairs
7-Peratra: ring
8-Voankazo: fruit


Answers:
1- sakafony
2-fifaliany
3-fananany
4- kilalaony
5-akanjony
6-sezany
7-perany
8-voankazony