....................

....................

mercredi 29 février 2012

Manahoana? Pronunciation of some Malagasy greeting expressions.





IZA NO ANARANAO? What’s your name?

Tovo: Iza no anaranao?
i:za njanaraˈnaw
What is your name?

Ted: Ted no anarako. Anglisy aho. Ary ny anaranao?
Ted njanaraˈkʷ . amerikan'a. a:ri njanaraˈnaw
My name is Ted. I'm English. And what’s your name?

Tovo: Tovo no anarako.
Tuv njanaraˈkʷ.
My name is Tovo.

Mpampianatra: Manahoana. Iza no anaranareo?
manaˈonə̥. ˈiːza njanaraˈnarew
Teacher: Hi. What are your names?

Tovo: Manahoana. Ny anarako dia Tovo ary izy no Ted.
manaˈonə̥. njanaraˈkʷ de Tuv arʲ ˈiːzi nu Ted
Hi. My name is Tovo and this is Ted.

Ny mpampianatra: Faly mahafantatra.
falʲ mafatatʂa
The teacher: Glad to meet you.

Ny mpianatra: Faly mahafantatra.
falʲ mafatatʂa
The pupils: Glad to meet you.

Tovo and Ted: Faly mahafantatra.
falʲ mafatatʂa
Glad to meet you (too).

Tovo to Ted: Mahay miteny Malagasy ve ianao?
maaj miˈtenʲ malaˈɡasʲ ve eˈnaw
Do you know how to speak Malagasy?

Ted: ?!!. Mahay miteny malagasy aho. Manao ahoana??!!
maaj tenʲ malaˈɡasʲ a. manaˈʷonə̥
I know how to speak Malagasy. Hi?