....................

....................

dimanche 26 février 2012


Manome torohevitra: giving advice
REFUSING THE ADVICE

Dialogue 1

A-Manahoana , salama tsara daholo ianareo? mandeha tsara daholo ve ny aty?
B-Takina tsy misy vola mitsy aho izao. Ny hofatrano anefa mianjera amin'ny voalohan'ny volana. Inona re no ataoko?
A-Raha eo amin'ny toeranao aho dia mindram-bola any amin'ny havako aloha, na any amin'ny banky, sa ahoana?
B-Tsy afaka mankany amin’ny havako intsony aho fa mbola ananan'izy ireo vola, ary momba ny banky, mbola mameri-trosa aminy aho.

Remember:
Raha eo amin’ny toeranao aho .. If I were at your place..
Tsy afaka.. I cannot ..