....................

....................

dimanche 26 février 2012

Manome torohevitra: giving advice




Dialogue 1


A-Toa miaraka hono ianareo sy Ketaka?
B-Ananan, iza indray no nilaza an'izany? Izy tsy miraharaha ahy akory.
A-Ka meteza atoroko hevitra. Mba omeo voninkazo kely izy e, teneno teny mamy ary mba invitéo mivoaka.
B-Misaotra amin'ny torohevitrao.

Remember:
Ka meteza atoroko hevitra : let me give you an advice…
Mba + imperative verbs
Misaotra amin'ny torohevitrao= thanks for your advice.



Dialogue 2

A-Tsy mifankahazo mihitsy izahay sy ilay vehivavy mipetraka eo akaikinay.
B-Ka ianareo ange mandefa mozika mafy be amin'ny alina e, sady mitabataba be, ny ankizy mihazahazaka eran'ny trano sady mikikika.
A-Ka ny ankizy, ankizy ihany koa!.
B-Rehefa amin'ny folo alina dia mila ampidinina kely ny mozika ary ny ankizy ampatoriana mialoha e.
A-Dia ho andramana indray ny hevitrao dia ho hita eo e!

Remember:
Rehefa: when + mila.. you need to…
Andramana ny hevitrao ho hita eo: I will try your idea and I will see.