....................

....................

vendredi 24 février 2012

mpivarotra saribao = charcoal seller



MPIVAROTRA SARIBAO





Nanatsafa ireo mpiasa mpandoro arina ingahy mpamory fandrao mba misy lahy kely hiaraka aminy
hampidina arina any Antananarivo fa marary ilay mpanampy azy.
-Izaho, hoy aho, nisambotra ny valin-teny sy nanolotena avy hatrany.
-Kely loatra ise, hoy izy tsy rototra.
-Matanjaka be aho, hoy aho, nikiry.
-Batao ary itony hozahana raha zakan’ise, hoy izy nanondro ny kitapon’arina.
Kitapo madinika ireny ka nobataiko mora foana.
-Hitanao, hoy aho, nitora-tsiky azy, na ny gony aza zakako!
-Andao ary, hoy izy tsy taitra, fa roa andro ihany no hilàko an’ise, dimy ambin’ny folo ariary isan’andro ny karama, sa… mbola hiera?
-Lasa amin’izao! Hoy aho vonona.
Clarisse Ratsifandriamanana. Lavankombarika, 2005, p.56.




Vocabulary

Arina: charcoal
Mpandoro arina: charcoal makers
Mpivarotra: vendor
Mpamory: collector
Mpanampy: assistant
Kitapon’arina/gony: jute bag
Tsy rototra/tsy taitra: not convinced
Marary= ill
Matanjaka: strong
Karama: wages

Remember:
Malagasy pronouns:
Izaho or aho= I
Izaho no hiaraka aminao: I will come with you.
Izy= he or she
Hoy izy: he/she said
Possessive pronouns azy= his/her
Ny mpanampy azy= his assistant

Indirect objects pronouns:
Ahy = me lazao ahy: tell me.
(azy) ireo= them
nanatsafa ireo mpiasa izy: he asks questions to the workers.

Comprehension questions
Say wrong or right. Justify.
1-The story is about a young boy who is looking for a job.
2-The story is about how to make charcoal.
3-The boy is not hired.

Answers:
1-Right: misy lahy kely hampidina arina: if whether there is a little boy who would follow him to load/unload a charcoal lorry (from a city to another city)
2-Wrong. nanatsafa ireo mpandoro arina ingahy mpamory: The collector is asking questions to the charcoal makers: the collector is trying to hire someone.
3-Wrong: andao ary: let's go/ lasa amin'izao: let's go without asking for permission/ 15 ariary isan'andro ny karama= 15 francs per day wages