....................

....................

vendredi 24 février 2012



Physical and psychological descriptions
ENDRIKA SY TOETRA





Rakoto ( male)


Lehilahy ranjanana sy tomady, dimy amby telopolo taona, Rakoto. Mpamboly no raharahany, ka mivelatra ny tratrany, nofosana ny sandriny, noho ny asa angady ataony isan'andro.
Olona tsara toetra koa anefa Rakoto, fa tsotra sy tia mifandray amin'olona.



Vocabulary:
tratra= chest
mievalatra=broad
sandry=arms
nofo=muscle
tsara toetra=kind
tsotra=simple
tia mifandray amin'olona=love compagny