....................

....................

samedi 3 mars 2012

comparative: NOHO

MALAGASY COMPARISON: for short and long adjectives


NOHO

... (lehibe) noho
...er than/ more...than
tsy (lehibe) noho ...
less ...than


Ny elefanta dia lehibe noho ny omby
bigger than






Ny omby dia tsy lehibe noho ny elefanta
less than
=Ny omby dia kely noho ny elefanta.
(the opposite adjective: tsy lehibe: kely)




Ny vorona dia lehibe noho ny tantely
bigger than


Ny tantely dia kely noho ny vorona.
Smaller than