....................

....................

dimanche 4 mars 2012

INDRINDRA: the most...



Malagasy Superlative
Indrindra: superlative adjective
short/long ADJ+ indrindra: the ....est/ the most...


Ny elefanta no lehibe indrindra amin’ny biby rehetra.
The elephant is the biggest of all animals.









Ny vitsika no kely indrindra amin’ny biby rehetra.
The ant is the smallest of all animals.

==""==

Adjective- comparative- superlative
long/short - long/short - long/short

Lehibe- lehibe noho- lehibe indrindra (big)
Kely- kely noho- kely indrindra (small)
Matanjaka- matanjaka noho- matanjaka indrindra (strong)
Lafo- lafo noho- lafo indrindra (expensive)
Mora- mora noho -mora indrindra (cheap)
Sarotra- sarotra noho -sarotra indrindra (difficult)
Tsara -tsara noho- tsara indrindra (beautiful/good)


==""==

Exercise: Choose one correct answer.
1-a) Ny raibe (grandfather)
-b) Ny zafiafy ( grandchild)
.........no antitra (old) indrindra ao amin’ny fianakaviana.

2-a) Ny raibe
b) ny zafiafy
......... no tanora (young) indrindra ao amin’ny fianakaviava.

Answers:
1-a)ny raibe no antitra indrindra ao amin'ny fianakaviana.
2-b)ny zafiafy no tanora indrindra ao amin'ny fianakaviana.