....................

....................

mardi 6 mars 2012

Tratry ny andro nahaterahana: Happy birthday



LISTENING COMPREHENSION

Watch the video at this address (sorry)

http://www.dailymotion.com/video/x6pm5e_francis-turbo-teny-malagasy_fun

Audio time : 5:10-6:39

1st Listening without pause, do not look at the transcript.

-It is about the Malagasy expression “happy birthday to you”. True or False.

2nd listening:

Fill the blanks:

Mahakamo.

Ohatra an’izany itony fiharahabana tratry ny anniversaire.

“joyeux anniversaire”.

“Happy birthday”.

Mety ihany anie izany aloha, amin’ny teny 1…… satria:

fiomba vazaha dia mety.

Amin’ny teny angilisy izao dia mety izany.

“Happy birthday to you”

2……….

Ataovy , ataovy hira anie e:

“Happy birthday to you”

3……………………..

“Happy birthday to you”

Mety 4…………..izao

“Happy birthday to you mister president”

“Happy birthday to you”

Tsara, mety ho andry zareo 5 …….. satria “katan katan tantan” mitsatotsatoka tsara mihitsy

Ny “temps “ an’ilay 6………………

Atao teny 7…………………..

Mbola mety satria ho an’ny vazaha izany

« Joyeux anniversaire »

8……………

« Joyeux anniversaire »

Na hoe » bon anniversaire »

9…………….

« Joyeux anniversaire monsieur le president »

« Joyeux anniversaire »

Mety .

Fa ataovy teny 10…………. anie izay resahiko aminao

Ny « anniversaire » fotsiny aloha an

Dia efa adika hoe fitsingerenan’ny 11…………..nahaterahana

Izay dia efa lava be dia ohatra ny inona ery

ery ny halavan’izay, ataovy

“12 ………. tratry ny fitsingerenana’y andro nahaterahanao ianao”

13………….. anie izany e

Arabaina “14…………….. ny fitsingerenana’y andro nahaterahanao ianao”

Dia mbola hiampy koa,

aArabaina tratry amin'ny fitsingerenana’y andro nahaterahanao ianao

Andriamatoa 15 ………………….a “

Ajanony .

Aza ataotao foana

Vita!

“”””””””””””””””================””””””””””””””

Transcript

Mahakamo.

Ohatra an’izany itony fiharahabana tratry ny anniversaire.

“joyeux anniversaire”.

“happy birthday”.

Mety ihany anie izany aloha, amin’ny teny angilisy satria

satria fiomba vazaha dia mety.

Amin’ny teny angilisy izao dia mety izany.

“Happy birthday to you”

Mety.

Ataovy, ataovy hira anie e?

“Happy birthday to you”.

Mety tsara mihitsy.

“Happy birthday to you”

Mety izany izao.

“Happy birthday to you mister president”

“Happy birthday to you”

Tsara. Mety ho andry zareo vazaha, satria “ katan, katan, tantan” , mitsatotsatoka tsara mihitsy

Ny “temps “ an’ilay hira.

Atao teny frantsay.

Mbola mety, satria ho an’ny vazaha izany.

“Joyeux anniversaire”

Mety izany.

“Joyeux anniversaire »

Na hoe « Bon anniversaire »

Mety.

« Joyeux anniversaire monsieur le president »

« Joyeux anniversaire »

Mety.

Fa ataovy teny gasy anie izay resahiko aminao.

Ny « anniversaire » fotsiny aloha an,

Dia efa adika hoe : fitsingerenan’ny andro nahaterahana.

Izay dia efa lava be dia ohatra ny inona ery.

ny halavan’izay, ataovy :

“Arabaina tratry ny fitsingerenan’ny andro nahaterahanao ianao”

Lava anie izany e

Arabaina tratry ny fitsingerenan’ny andro nahaterahanao ianao”

Dia mbola hiampy koa

“Arabaina tratry aminn’y fitsingerenan’ny andro nahaterahanao ianao,

Andriamatoa filoha a”

Ajanony .

Aza ataotao foana.

Vita!

“””””””””””---------“”””””””””””