....................

....................

samedi 7 avril 2012

Mitady trano: looking for an apartment



Mitady trano
A-Saika hanao anonsa hitady trano tompokoa . Ohatrinona ny manao anonsa?
B-Dimy arivo ariary ny teny folo.
A-Maharitra firy andro ny fampisehoanareo azy?
B-Ny gazety dia miseho isan’andro mandritra ny herinandro, dia ao foana ny anonsanao.
A-Hay, Raikitra izany.
B-Ity no fenoinao, soraty mazava tsara ny trano tadiavina, firy ny efitra, aiza no misy azy, ohatrinona ny hofatrano tadiavinao? Etsetra.
A-Trano efitra izay, misy lakozia sy gaboné mitokana no tadiaviko. Any Amboniloha akaikin’ny Lycée International fa hampianatra any aho.
B-Tsara izany. Voaray ity madama a. Veloma.
A-Misaotra. Veloma.

---***---