....................

....................

dimanche 8 avril 2012

Ravitoto sy henakisoa : going to a restaurant



ravitoto sy henakisoa

Eny amin’y restorant kely eny ambadik’Analakely
A-Manahoana?
B-Inona ny plâ de résistansa?
A-Misy ravitoto sy henakisoa ary salady.
B-Ohatrinona?
A-Dé mila sainky ihany
B-Misy hena omby sy anamamy ve?
A-Ie, troa mila, fa tsisy raha tsy ho an’olona iray ihany sisa.
B-Tsy maninona , ny ahy ravitoto ary ny an’ny vadiko ilay henaomby sy anamamy.
A-Hisotra divay kely sa asiana ranom-boakazo?
B-rano fotsiny raha misy.
A-sainky mila sainky izany ny totaliny.
B-ity ny dy mila. Azo entina mody ve? Sa manatitra any an-trano ianareo?
A-aaa, sady tsy tsy misy fitondrana azy, no tsy manatitra izahay, fa sur plasy ihany, madama a. Ity ny fameriny katy mila sainky.

*******
To find the equivalent of francs to ariary AR: you cut by five; to find the equivalent from ariary to Malagasy francs FMG you multipy by five
*dé mila sainky= deux mille cinq =2500 deux mille cinq francs= 500 ariary (dimanjato ariary)
*troa mila= trois mille cinq cents francs=3000 francs (= eninjato ariary )
*katy mila sainky= quatre mille francs= (4500 francs=sivinjato ariary)
*sainky mila sainky=cinq mille cinq cents francs = 5500 francs (= dimanjato sy arivo ariary)
*dy mila = dix mille francs= 10,000 francs (= roa arivo ariary )

---***---

https://docs.google.com/file/d/0BwDbOGaZ6bSPZE5zMVlUbENUSHVzeVNyaTE2dnMxUQ/edit