....................

....................

samedi 28 avril 2012

Writing malagasy: C+V pattern

Normally, the malagasy sentence pattern is verb+(object)+ subject. So as to have the Subjet+(object)+verb pattern NO or DIA must be added.



A-Underline the misspelled words and rewrite them. Put back the vowels a/e/i/o/y instead of *


1- Ny or*na dia ampi*sana hiainana. ............................
2-Ny mol*tr* dia ilaina rehefa miteny.............................
3-N* mas* dia atao hijeren*.............................








4-Ny vav* di* sokafana r*hefa miten*.............................
5-N* s*fina dia mpiasaina amin'n* fihainoana.............................
6-Ny vol* lava n* fohy d*a mi*l bangoina.............................
7-Ny nif* dia m*la borosiana in-t*lo is*n'andro.............................
8-Ny tend* no mitondra ny l*ha. ............................
9-Ny h*dimaso s* n* volomaso dia samy miaro ny m*so.............................
10-N* takolak* di* fanaovana bakely.............................



Answers:

1- Ny orana dia ampiasana hiainana
2-Ny molotra dia ilaina rehefa miteny.
3-Ny maso dia atao hijerena.
4-Ny vava dia sokafana rehefa miteny.
5-Ny sofina dia ampiasaina amin'ny fihainoana.
6-Ny volo lava na fohy dia mila bangoina.
7-Ny nify dia mila aborosiana intelo isan'andro.
8-Ny tenda no mitondr any loha.
9-Ny hodimaso sy ny volomaso dia samy miaro ny maso.
10-Ny takolaka dia fanaovana bakely.

B-Put 1 to 10 to the Verb+(object)+subject sentennce  pattern

answers:
1- ampiasaina hiainana ny orona
2-ilaina rehefa miteny ny molotra
3-atao hijerena ny maso
4-sokafana rehefa miteny.ny vava
5- ampiasaina amin'ny fihainoana ny sofina
6-mila bangoina ny volo lava na fohy
7- mila aborosiana intelo isan'andro ny nify.
8- mitondr any loha ny tenda.
9- samy miaro ny maso ny hodimaso sy ny volomaso.
10-fanaovana bakely ny takolaka.