....................

....................

vendredi 18 mai 2012

Malagasy outdoor sports : Siporo: Sport 2 basikety/tenisy



Ny lomano no siporo tiako.



Manao rigoby ny zanak'i Rasoa.



Taranja ianarana koa ny judo any ampianarana.


Ny tenisy dia siporo an'ny manambola.





Manao basikety mahalava ny ankizy fohy.


Ny voley baolina dia siporo tsy mahery setra.


Ny handy baolina dia mila mahay mitsambikina tsara.