....................

....................

samedi 18 août 2012

Asa fivelomana: jobs and professions 7










1-Iza aho= firy ny nomeraoko?

a-Mitantara hatsikana mampihomehy ny olona aho= n° ...............,
b-Miaro ny mponina, sy ny fandriam-pahalemana aho= n°.....
c-Manamboatra trano aho, manangana rindrina.n° ..............
d-Manao sarin'olona na ny zavaboary aho. n° ...............
e-Mampiteraka aho, manampy ny mpiteraka. n°.............
f-Manadio ny trano aho, tia fahadiovana. n°..........
g-Izaho no manao ny horonan-tsary jerenao amin'ny fahitalavitra ireny. n° ..........


2-Iza no anarako ?

a-mpanao .......... : manao sary izay atao amin'ny loko rano
b-..............: mitifitra basy, manenjika dahalo
c-..............: manara-maso ny vehivavy bevohoka, misafo
d-.............: manala vovoka ary mandamina ny fanaka
e-.............: manisy simenitra ny rary mba hijoro tsara
f-..............: maka feo ary manao horonam-peo asiana sary mihetsika no asako.
g-.............: ry Gotlieb sy ry Turbo no mpiara-miasa amiko.


**************

1-Valiny:
a7-b5-c3-d1-e6-f4-g2

2-Valiny:
a-mpanao hosodoko
b-zandary
c-mpampivelona/ rasazy
d-mpamafa trano
e-mason, mandrary biriky
f-mpanao filma
g-mpanao hatsikana