....................

....................

jeudi 16 août 2012

BE/HAVE/HAVE GOT: how to express them in Malagasy?


How to express BE =ellipted


I am 20. Roapolo taona aho.

You are English, aren’t you? Angilisy ianao, sa tsy izany?

She is a doctor. Dokotera izy.

It is late. Efa tara izao.

We/ you are happy. Faly ianareo/izahay.

They are fat. Matavy ry zareo.

BE+ING is expressed = eo ampanaovana, izao= izao dieny izao=amin’izao fotoana izao=izao ankehitriny izao


I am singing. Mihira aho izao.

You are working: eo ampiasana ianao amin’izao fotoana izao.

She is eating cakes. Mihinana mofomamy izy amin’izao fotoana izao.

He is playing tennis: eo ampilalaovana tennis izy amin’izao fotoana izao.

You/we are singing: mihira ianareo/ isika amin’izao ankehitriny izao.

They are running away from us= eo ampitsoahana anay izy amin’izao fotoana izao

How to express HAVE/HAVE GOT=manana or ellipted or adjective/verb


I have an appointment. Manana fotoana aho.

You have an accident. Niaran-dozam-pifamoivoizana ianao.

She has a shower. Mandro izy.

You have got a headache. Marary an-doha ianareo

We have children. Manan-janaka isika.

They have got money: mana-bola izy ireo.

Exercise:

How do you say:

1-He has a red car.

2-They don’t have time.

3-you are tired, aren’t you?

4-Why are they angry?

5-He is 30.

6-What is this?

Valiny

1-Manana fiara miloko mena izy.

2-Tsy manam-potoana izy ireo/ ry zareo.

3-Reraka ianao, sa tsy izany?

4-Maninona ary no tezitra ry zareo.

5-Telopolo taona izy.

6-Inona ary ity?